|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fenitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ny tsorak' ahitra efatra alahatra voalohany, atao mitanam-bokovoko, dia ireo no fototra anombenana ny rary amin' ilay harona na sobika atao
[1.10#F.447] 4 Ireo soritra amin' ny rary mifanipaka, izay toa mahavita sary [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 four strips of rush placed diagonally at the bottom of a basket, etc., extending from corner to corner, and forming a foundation on which the basket is plaited
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 raies des nattes dirigées dans un sens différent et formant des dessins
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 fenitra |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 fanorenana, fiandohana
11 ny fandimbiasana ara-dalàna tsy miovaova ny taranaky ny mpanjaka teto amin' ny Fanjakana Malagasy izy; 12 koa na ny mpanjaka na ny vahoaka dia samy tsy misy mivadibadika na mikorontana, fa misy fitohizana 13 ara-dalàna hatrany [1.10#F.447] 14 Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan' ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 foundation, origin, first cause, etc.
16 This word is also used to express the continuous succession to the sovereignty of a dynasty, as: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra (The people have no change in the succession) [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 coutume, usage
18 ce qui s'est fait dans les temps passés de peuple à souverain et de souverain à peuple [1.3] |
| Ohatra |
19 Koa samia mitandrina ianareo mba tsy hanova fenitra izao tany ipetrahanareo izao.
[2.508]
20 tsy maintsy mitovy ny fenitra andanian' ny Antenimiera roa tonta ny lalàna fehizoro mikasika ny Antenimierandoholona. [1.320] |
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 fanetry, fenitra, 24 fitrena, 25 Tryfena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|