|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  andrehy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 manavy, fanihy [Betsimisaraka] [1.78]
4 Karazana fanihy kely [Tsimihety] [1.1]
5 fanihy [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6 sorte de roussette [Tankarana] [1.19]
Voambolana  7  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  8 andre

Teny iditra (2/2)9  andrehy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  12 name of a bird [Provincial] [1.2]
Voambolana  13  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  14 ahendry, andrehy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17