|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 andre |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tenim-piontanana milaza:
4 -- Fahatairana: 5 Andre! inona ity ataonao, anaka? 6 -- Figagana: 7 Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka! 8 -- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 an expression of astonishment. See adre, odre.
[1.2] |
| Teny iditra (2/5) | 10 andre |
| Sokajin-teny | 11 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 moa? Va? Angaha?
[Bara]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 13 andra |
| Teny iditra (3/5) | 14 andre |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Voambolana | 17 Haibiby: mampinono |
| Tsipelina hafa | 18 andrehy |
| Teny iditra (4/5) | 19 Andre |
| Sokajin-teny | 20 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 Andrew
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 André
[2.996] |
| Ohatra |
23 Dia lasa Filipo nilaza tamin'i andre ka dia i andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso
[2.996]
|
| Voambolana | 24 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 25 andrea, andrea |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 26 Toko sy andininy momba Andre |
| Teny iditra (5/5) | 27 André
![]() |
| Sokajin-teny | 28 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Kamban-teny rehetra | 29 Copalle André |
| Fivaditsoratra | Andre, andre |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|