|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  andranobe
Singan-teny  2 rano, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 (ao an-trano be): Ny vehivavy lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviana; ramatoabe; matetika koa anefa atao hoe andranobe ny vadin' ny lehilahy lehibe mpanankarena na maro ankohonana [1.1]
Ohatra  6  dia ny andranobe tongava iketaka, ary ny anakandriana dia tongava ikotokely [2.48]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana

Teny iditra (2/4)8  Andranobe
Singan-teny  9 rano, 10 be
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  12  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (3/4)13  Andranobe
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  15 petite rivière de Nosy Be qui se jette dans la baie d'Ambatozavavy [1.11]
Voambolana  16  Haitoetany: renirano, farihy

Teny iditra (4/4)17  Andranobe
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  19 tributary of the right bank of the Ikopa [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 affluent de la rive droite de l'Ikopa [3.1]
Voambolana  21  Haitoetany: renirano, farihy
Sary 

Fivaditsoratra  Andranobe, andranobe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21