Entrée (1/2) | 1 ando |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fitambaran' ny pitidrano kely hita eny an-tendron' ny ahitra amin' ny maraina sy ny hariva, vokatry ny fivonganan' ny etona ho tonga rano. [1.1] |
Explications en anglais |
4 the dew. [Ar. an-naad, or Mal. ambun (?), dew.] [1.2] 5 dew [1.7] |
Explications en français |
6 rosée [1.3, 1.8, 1.13] 7 l'humidité [1.3] |
Exemples |
8 Savasava ranon' ando ihany anefa ity.
[2.298#7]
9 Varobarotra madinika no nataony : namaky ando maraina, namonjy tsena; [2.285#170] 10 Nandritra ny telo taona nipaka dia tsy nisy ando na ranonorana, na dia kely aza; [1.38] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 24 3 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 25 Proverbes contenant ce mot |
Article | 26 Randzavola: ando ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 27 Ando |
Mots élémentaires | 28 ando |
Partie du discours | 29 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Auteur |
30 Andriamanantena Georges |
Editions |
1977. |
Anagrammes | 32 ando, Ando, 33 dona, 34 ndao, 35 Noda, 36 onda |
Mis à jour le 2025/10/18 |
![]() |