|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  an' arivo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 tsy hita isa, tsy tambo isaina [1.1]
Mpanahaka  4  alinalina, 5  manetrinketrina, 6  tsy hita zambazamba, 7  tsy omby alinalina, 8  zavon-tany

Teny iditra (2/2) 9  anarivo
Singan-teny  10 arivo
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 tarehimarika anarivo, ny tarehimarika maneho ny arivo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 chiffre des mille [1.13]
Voambolana  14  Matematika: rafitrisa

Fivaditsoratra  anarivo, an' arivo, 15 aravony, 16 arivano, 17 arivona, 18 avarino, 19 avorina, 20 irovana, 21 Ranaivo, 22 ranovay, 23 Rianavo, 24 variona, 25 voarina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21