Entrée | 1 zavontany |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina [1.1] |
Explications en français |
4 innombrable [1.3] |
Exemples |
5 Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka. [2.285#] 6 Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny! [2.508#] |
Mots élémentaires | 7 zavona, tany |
Mis à jour le 2023/06/05 |