|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anandrano |
| Singan-teny | 2 anana, 3 rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazan' anana madini-dravina maniry eny amin' ny tany be rano; fanao ro ary azo hanina manta fanao salady koa. Be vitamina C ny anandrano (Nasturtium officinale)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [rano, water.] Water-cress. Nasturtium officinale, R. Br.
[1.2] 7 watercress [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 cresson
[1.8] 9 (de anana = herbe potagère, et rano = eau). 10 Nasturtium officinale W.T. Aiton (Brassicaceae). Le cresson, bien connu en Europe. Souvent consommé après cuisson, comme légume accompagnant le riz, sur les hauts plateaux. [Merina] 11 Ceratopteris thalictroides (L.) Brongn. (Pteridaceae). Cette fougère aquatique immergée fournit de grandes frondes tendres, très appréciées comme légume. Très appréciée aussi des amateurs d'acquarium. [Tanosy] [1.196] |
| Ohatra |
12 Anana hafahafa ny tarehiny dia eo anelanelan' ny lomotra sy ny anandrano.
[2.643]
|
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: anana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | anandrano, 16 andronana, 17 ondranana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|