|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampiononina |
| Fototeny | 2 onona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to be comforted
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on calme, qu'on console
[1.8] |
| Ohatra |
6 ary raha ampiononina izahay, dia ho fampiononana anareo izany, ka miasa amin' ny fiaretanareo fahoriana mitovy indrindra amin' izay entinay.
[2.996#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 ampinonoina, ampiononina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|