Entrée | 1 ampalibe |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Botanique: arbre |
Explications en malgache |
4 voankazo fihinana izay hita any avaratra atsinanana [Betsimisaraka]
[1.78] 5 hazo lehibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa. [1.1] |
Explications en anglais |
6 the jackfruit tree (Artocarpus integrifolia) [Betsimisaraka]
[1.2] |
Explications en français |
7 jacquier (Artocarpus integra, Urticaceae) [1.5] 8 (de ampaly (2), et be = grand). 9 Nom d'abord donné à plusieurs figuiers : 10 Ficus guatteriifolia Baker (Moraceae). [Sakalava] 11 Ficus pachyclada Baker (Moraceae). [Sihanaka] 12 Mais depuis l'introduction du Jacquier, Artocarpus heterophyllus Lam. (Moraceae), arbre fruitier bien connu, c'est à ce dernier qu'on donne en général le nom d'ampalibe. [1.196] |
Synonymes | 13 finesy, kimahatorolela |
Nom scientifique |
|
Illustrations |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |