|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ampaha~ |
| Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 a prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc.
[1.2] |
| Ohatra |
4 Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona.
[2.996]
|
| Teny iditra (2/3) | 5 ampaha |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 isa misy mpanondro sy mpanisa
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 fraction
[1.13] |
| Voambolana | 9 Matematika: rafitrisa |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 11 ampaha |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 kary
[Taimoro, Betsileo, Tanosy]
[1.78] 14 Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [Sakalava] [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 the name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.]
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 chat sauvage.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 17 Haibiby: mampinono |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ampaha~, ampaha, 19 pamaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|