Entrée (1/2) | 1 ambina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [1.1] |
Explications en anglais |
4 watch, guard, patrol. See andry [1.2] 5 a watch, a guard [1.7] |
Explications en français |
6 action de garder, de surveiller [1.8] |
Exemples |
7 Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana.
[2.508#313]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 19 3 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 20 Proverbes contenant ce mot |
Entrée (2/2) | 21 ambina |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en malgache |
23 Zara tsara, vintana tsara [1.1] |
Explications en anglais |
24 used in the following: ambinina, manambina [1.2] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 33 ambany, 34 ambina |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |