|
|
|
|

Teny iditra1  ambenana
Fototeny  2 ambina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Andrasana, arovana: Ambenan' olona roa lahy isan' alina ny tanànanay
5 Tandremana, atao andry maso: Ambeno tsara io gadra io sao mandositra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be watched, guarded, patrolled. [1.2]
7 to be watched, to be guarded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on garde, qu'on surveille [1.8]
Ohatra  9  ihany no varavarambe fidirana ka mora ambenana, sady mafy dia mafy ny varavarana. [2.588#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ambenana, 15 bemanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02