Entrée ambin > amby
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Amin'ny, sy [1.78]
 Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny
Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato. [1.1]
Explications en anglais Excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two. [1.2]
 Excess, surplus [1.7]
Explications en français Excédent, surplus [1.8]
Explications en malgache Elanelan'ny iditra sy ny voaka [1.13]
Explications en français Solde, reste [1.13]
Morphologie 
Simple : amby, ambiny, ambin', ambin-, ambim-
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 

Entrée ambin > amby
Partie du discours nom
Explications en malgache Tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky [1.13]
Explications en français Chiffres des unités [1.13]
Vocabulaire 

Entrée ambin > amby
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taimoro] Vehivavy ratsy fitondran-tena [1.78]

Anagrammes 

Entrée ambin > ambina
Partie du discours nom
Explications en malgache Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako
Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [1.1]
Explications en anglais Watch, guard, patrol. See andry [1.2]
 A watch, a guard [1.7]
Explications en français Action de garder, de surveiller [1.8]
Exemples Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana. [2.508]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée ambin > ambina
Partie du discours nom
Explications en malgache Zara tsara, vintana tsara [1.1]
Explications en anglais Used in the following: ambinina, manambina [1.2]