|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambin' ny folo |
| Singan-teny | 2amby, 3folo |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Ohatra |
5 Amin' ny iraika ambin' ny folo eo ho eo.
[2.472]
6 Misy mpikambana iraika ambinifolo ao amin' ny Fitsarana Avo. [1.320] 7 Roa ambin' ny folo no isany. [2.649] 8 Nanasina azy izy roa ambinifolo lahy. [2.508] 9 Efatra ambin' ny folo izy rehetra. [2.996] 10 Dimy ambin' ny folo no sahiko! [2.285] 11 Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany. [2.996] |
| Voambolana | 12 Matematika: rafitrisa |
| Tsipelina hafa | 13ambinifolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|