|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambim-bava |
| Singan-teny | 2 amby, 3 vava |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry: Mba omeo ny mahantra ny ambim-bavanao
[1.1] 6 vokatra tsy lany rahefa avy nihinanana ara-dalàna [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a surplus of food or other things
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 le reste après les frais d'entretien payés; biens concédés pour vivre et revenant à leur maître à la mort de l'usufruitier; l'excédent du traitement, du revenu non dépensé au bout de l'année, etc.
[1.3] 9 excédent de nourriture et d'autres choses [1.8] 10 surplus [1.13] |
| Ohatra |
11 Noho izany dia hisy ambimbava mitentina.
[1.384#]
12 Ny banga na ny ambimbava amin' ny teti-bolam-panjakana dia avy amin' ny vola miditra nanalana ny vola mivoaka amin' ny fandaniana mahazatra ataon' ny Fanjakana foibe. [4.27#] |
| Voambolana | 13 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|