Entrée ambavafo (vava, fo)
Partie du discours nom
Définition malgache Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes vavafo
Exemples Nidobodoboka ny ambavafoko nihazakazaka nankany am-bavahady. [Andraina: Mitaraina, page 167]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31