|
|
|
|

Entrée1  ambaratonga
Mots élémentaires  2  ambaraka, tonga
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Zanatohatra, fizarazarana miantoantoana toy ny zanatohatra: Misy ambaratonga dimy amby dimampolo ny tohatray ka misanehaka erỳ vao afaka aminy ~ Ataovy misy ambaratonga ny tany hambolena voankazo eto
5  Fitsinjarazarana: Nisondrotra hatramin' ny ambaratonga fahenina amby roapolo ny termometatra
6  Filaharana: Amin' ny ambaratongam-pahahefan' ny miaramila, ny kolonely dia ambony noho ny komandà [1.1]
Explications en anglais  7  A ladder, steps, stairs; gradation. [1.2]
8  a step or degree in progress; a degree of honor or authority [1.7]
Explications en français  9  hiérarchie [1.3, 1.8]
10  les marches, degrés
11  gradation [1.3]
12  grade, un degré dans la hiérarchie [1.8]
13  degré, niveau [1.13]
Exemples  14  Ny ambaratonga fahadimy, dia ny Praiminisitra. [2.270]
15  Mendri-koeritreretin'ny mpitondra amin'ny ambaratonga rehetra. [2.298]
16  ambaratonga ambony kokoa io: fiainana araka ny fo, ara-pihavanana. [2.296]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/07/25