|
|
|
|

Entrée1  ambadiky Imanareza
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony [1.1]
Explications en français  4  convention ancienne, règlement de vieille date qu'il faut suivre [1.3#798]
Exemples  5  any ambadik'i Manareza, izany hoe raharaha efa ela tsy hetsehina intsony. [2.298]
6  Noho izany dia ataon' ny olona sasany ho farasisa tavela avy tamin' ny fanompoana andriamanitra maro tany ambadik' imanareza izy [1.38]
7  Koa amin-dRazakalambo Mpanefy sy Ratavy, dia resy, famanetsikia ny teny vita, ambadiky Imanareza, koa dia atao gadralava mandrapahafatiny aterina any Antsirabe. [2.784]
Autres orthographes  8  ambadikimanareza
Mots élémentaires  9  ambadika, Imanareza

Mis à jour le 2023/11/30