|
|
|
|

Entrée1  ambadik' Imanareza
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  jereo ambadiky Imanareza [1.1]
Exemples  4  Ny tany ambadikin' i Manareza no resahan'ialahy! [2.944#]
5  Dia nanakoako iny kabary tany ambadik'i Manareza iny, orimbato makadiry. [2.298#]
6  sy Rasoherimanjaka izao, ambadikimanareza izany, ka raha misy manetsika izany, indrindra ka manetsika ny teny vita amin' izao anjakako izao, dia sazina ariary 100 [1.123#]
7  Ireny rehetra ireny dia efa nalevina in-jato mandifotr' olona, nariana any ambadik' i Manareza, ary lasa any amin' ny tany maizina. [2.346#32]
Mots élémentaires  8  ambadika, Imanareza

Mis à jour le 2023/11/27