|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alefaso |
| Fototeny | 2lefa |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana alefa [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo
[1.1]
5 alefaso aloha ny babo. [2.5] 6 Koa raha tsy te ho faty ialahy dia alefaso io handeha fa manan-tompo. [2.895] |
| Tsipelina hafa | 7alefao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|