|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 alefa |
| Fototeny | 2 lefa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asaina, avala mandeha: Nalefany tany Amerika ny zanany
5 Atoraka, atsipy: Nalefako ilay vato ka voa ilay voronkely ~ Alefaso ny baolina 6 Afahana, votsorana: Alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo ~ Nalefon' ny fanjakana ireo gadra politika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be released; to be sent or shipped; to be sent on its way
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on lâche, qu'on relâche; qu'on expédie; qu'on laisse partir; qu'on envoie
[1.8] |
| Ohatra |
9 Maro ny fandaharana alefa ao.
[2.117]
10 rehefa vita ny adiny, dia alefa fotsiny izy; [2.366] 11 Tantara tsangana izy ity, nefa kosa tantara azo alefa amin' ny onjam-peo. [2.285] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 nalefa ho tafon-tranon' andriana |
| Teny iditra (2/2) | 17 alefa |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Vanja indray mandeha
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | alefa, 20 faela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|