|
|
|
|

Teny iditra1  alatrano
Singan-teny  2 ala, 3 trano
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Eny ivelan' ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin' izany: Asaivo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 dehors, hors de la maison [1.3]
Ohatra  7  [2.332#]
8  [2.357#]
9  [2.356#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22