Entrée akoholahy (akoho, lahy)
Partie du discours nom
Définition malgache Ny lahy amin' ny akoho [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [lahy, masculine.] A cock [Richardson 1885]
 a rooster [Hallanger 1973]
Définition française coq [Hallanger 1974]
 [ akôho lahy ] [Sakalava-Mayotte] coq [Andilidine: Lexique (takila A)]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina; [Dahle: Angano]
2Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana. [Randriamamonjy: Tantara]
3Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny. [Ramarlah: Bara]
Citations 
Articles 
Illustrations 

Mis à jour le 2020/04/16