|
|
|
|

Entrée (1/3)1  akata
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Botanique
Explications en malgache  4  bozaka [Taimoro] [1.78]
[Tanala]
5  ahitra [Bara] [Tanosy]
[Tanala]
6  karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango) [
Taimoro]
7 
vilona [Bara]
8 
forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [Tanala] [Tanosy]
9  Lobolobona hazo madinika
10  Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [
1.1]
11  bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [1.13]
Explications en anglais  12  a grass used for forage [1.2]
Explications en français  13  savane arbustive [1.13]
14  Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina). [Sakalava]
15   : mauvaises herbes croissant dans les rizières (=
ahidratsy en merina). [Taisaka] [1.196]
Exemples  16  Nanao ady anaty akata izay tena nanahirana ny Frantsay Ingereza. [2.508#126]
17  Ny akata, karazana ravin-kazo mandady amin' ny tany, no ventin'ny sakafo fanome ny omby. [2.606#54]
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (2/3)20  akata
Partie du discours  21  nom
Vocabulaire  22  Botanique
23  Economie: agriculture
Explications en malgache  24  vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [1.1]
Explications en anglais  25  rice in the husk [Provincial] [1.2]
Explications en français  26  riz dans son enveloppe [1.3]
Autres orthographes  27  akatatra

Entrée (3/3)28  akata
Partie du discours  29  nom
Explications en malgache  30  akalana vay [Tambahoaka] [1.78]

Anagrammes  31  akata, ataka

Mis à jour le 2020/07/31