|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  akany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tranom-borona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the nest or roosting place of wild birds. [1.2]
5 a nest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 nid [1.8]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  9 vahinakany
Lahatsoratra  10 Randzavola: akany ao amin' ny Baiboly
Sary 
11  12 

Teny iditra (2/4)13  akany
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a youth center. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 foyer (pour les jeunes). [1.8]

Teny iditra (3/4)18  akañy
Sokajin-teny  19  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  20 any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [Betsimisaraka] [1.78]
21 any [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)22  akany
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 ady, fifandirana [Bara] [1.78]
[akañy] 25 Fifandirana [Taisaka] [1.78]
26 Fifandirana [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [akañy] 27 argumentation, discussion [Taisaka] [1.82]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  29 ankany

Fivaditsoratra  30 aanky, akañy, akany, 31 anaky, 32 anika, 33 Ankay, ankay, 34 inaka, 35 kaina, Kaina, 36 kiana, 37 niaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23