|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ankany
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fifandirana. [Tambahoaka, Taimoro, Sihanaka] [1.78]
4ady, fifandirana. [Bara] [1.78]
5fifandirana, fifamaliana. [Betsimisaraka] [1.78]
6fifandirana, tohika: Kaja be ankany anao fa ny Amerikanina efa avy eñy amin'ny volaña (aza be tohika ianao f'efa tonga eny amin'ny volana ny amerikanina). [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7dispute, quarrel. See ady.. [1.2]
Tovy hevitra  8akany

Teny iditra (2/2)9 ankany
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11savoka (tantely). [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  12 ankany, 13 ankina, 14 kañina, kanina, 15 kinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/07