|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 akaka |
| Fototeny | 2 kaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavà na teny malagasy |
4 Atao kaka, asisika mba hanohana: Itỳ sila-hazo itỳ akaka eo
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 9 akakà |
| Fototeny | 10 ak |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavà na teny malagasy |
12 Fiakanakanana, fivakavakana, fihambahambana
[1.1] |
| Fanazavà na teny frantsay |
13 Hésitation, balbutiement
[1.3#12] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 19 akaka |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavà na teny malagasy |
21 angaka
[Tanala]
[1.78] |
| Voambolana | 22 Haibiby: vorona |
| Kamban-teny rehetra | 23 akakamainty |
| Teny iditra (4/4) | 24 akaka |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavà na teny frantsay |
26 (sans doute le nom du canard akaka, qui fréquente les mêmes lieux humides) Costularia baronii C.B. Clarke et Costularia pantopoda (Baker) C.B. Clarke (Cyperaceae). Pas d'usage connu.
[Betsileo, Bara]
[1.196] |
| Voambolana | 27 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | akakà , akaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|