|
|
|
|

Teny iditra1  ahandrona
Fototeny  2 handrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (rano) Tsy avoaka fa avela hitoby amin' ny toerana iray: Aza ahandrona eto ny rano fa mahabe moka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be left to stagnate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on rend stagnant, qu'on laisse à stagner [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  ahandrona, 11 andrahano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12