Entrée | 1 afondolo afonangatra |
Mots élémentaires | 2 afo, 3 lolo, 4 nangatra |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana [1.10] 7 teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho [1.1] |
Explications en français |
8 avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour [1.3] |
Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |