Entrée afonangatra
Mots élémentaires afo ; angatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [1.1]
Explications en français Feu follet [1.3]
Exemples Afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany [2.48]
Vocabulaire 
Synonymes afondolo ~ afonanahary ~ afon' ny matoatoa
Mots composés 

Mis à jour le 2023/12/09