|
|
|
|

Teny iditra1  afokasoka
Singan-teny  2 afo, 3 kasoka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin' ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety
6 voan' afokasoka: ny singany tsirairay
7 tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra
8 tranon' afokasoka: ny fitoerany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 [kasoka, rubbing.] matches. [1.2]
10 a match [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 allumette [1.8, 1.13]
Ohatra  12  Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11