| Entrée | 1 afenina |
| Radical | 2 afina |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign. [1.2] 6 to be concealed [1.7] |
| Explications en français |
7 que l'on cache [1.3, 1.8, 1.5] 8 sur quoi on garde le secret [1.3] 9 qu'on recèle [1.8] |
| Exemples |
10 Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto.
[2.472]
11 Ary tsy azo atao hoe alevina ny andriana, fa afenina. [2.48] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 16 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Citations | 18 Textes citant ce mot |
| Anagrammes | 19 afenina, 20 fiañena |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|