Entrée afamandeha
Mots élémentaires afa- (afaka) ; mandeha
Partie du discours nom
Exemples 
1lasa mankaty an-tanana ny eritreritra fa ny eritreritra no afamandeha, ka lasa izy. [2.59]
2Vizaky ny fitdoran-dava tsy misy fiafarana eo am-pandriana ny tongony, tahaka voafatotra tsy afamandeha hijery ny voliny. [2.470]
Morphologie 
Simple : afamandeha, afamandehako, afamandehanao, afamandehany, afamandehantsika, afamandehanay, afamandehanareo, afamandehan', afamandehan-, afamandeham-
Proverbes 

Mis à jour le 2023/12/09