|
|
|
|

Teny iditra1  afakampitso
Singan-teny  2 afaka, 3 ampitso
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  5 The day after to-morrow. [1.2]
Ohatra  6  Ny afakampitso dia namonjy ny nahatongavan' ny sambo tao Toamasina aho. [2.471]
7  Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470]
8  Ny afakampitson' ny nahatongavana, navoaka indray ireo sisa tsy maty ary nalahatra nijoro amoron' ny hadilalana iray vao nohadina. [2.472]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Voambolana  10  Fotoana

Fivaditsoratra  afakampitso, 11 fampitsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12