Entrée | adijida-sefo | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | |
Vocabulaire | Militaire | |
Mots élémentaires | adijida, sefo | |
Origine | Français: adjudant-chef. | |
Mis à jour le 2023/01/01 |
![]() |