|
|
|
|

Teny iditra 1  adijida
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà-sefo amboniny sy ny serizà-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître tsotra amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Voambolana  4  Miaramila
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how adijida

Fivaditsoratra  6 adijady, adijidà

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13