|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aboalina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 bibikely mivelona an' andiany any anaty tany na anaty hazo izay loahany asiany zohy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 nom d'une espèce d'insecte, termite (votry).. [Tankarana] [1.19]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  7 aboaly, votry

Teny iditra (2/2)8  aboalina
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 termitière. [Tankarana] [1.19]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Voambolana  12  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12