|
|
|
|

Entrée1  tsipipanohizana
Mots élémentaires  2  tsipika, 3  fanohizana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  [1.146#21] Misy roa ny fomba famonoana tarehintsoratra na vaninteny tsy voalaza raha manoratra, dia ny solonjanatsoratra sy ny tsipipanohizana. Ny tsipipanohizana ( - ) dia ampiasaina raha misy teny roa mifanarakaraka ka miantomboka amin' ny renisoratra ilay faharoa, ary amin' ilay voalohany misy vaninteny iray maty: "ka", na "tra", na ny tarehin-tsoratra "a" amin' ny "na". Ohatra: lavaka trandraka = lava-trandraka ~ folaka roa = fola-droa ~ sampina havanana = sampin-kavanana
Explications en anglais  6  [3.1] hyphen
Explications en français  7  [1.8, 1.13] [tsipi-panohizana] trait d'union
Vocabulaire  8  Linguistique
Tableaux et planches  9  Signes de ponctuation

Mis à jour le 2025/09/12