|
|
|
|

Teny iditra1  Sarcolaena    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Sarcolaena codonochlamy  4 elana
Sarcolaena codonochlamys  5 hazoantamba, 6 hazonantambo, 7 mandozana, 8 piro
Sarcolaena eriophora  9 elana, 10 mavoravina, 11 vandroza, 12 voandrazana, 13 voandrozana
Sarcolaena grandiflora  14 elana, 15 helanabe, 16 todingo, 17 vandroza, 18 voasotalafa
Sarcolaena multiflora  19 harongampanihy, 20 helana, 21 helanamadinika, 22 maroravina, 23 tavia, 24 todingo, 25 tsilaintsangy, 26 tsilaitra, 27 vandroza, 28 voamasa, 29 voandrongana, 30 voandrozana, 31 voasotalafa, 32 vonindraozy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03