|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 olombe |
| Singan-teny | 2 olona, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 olon-dehibe amin'ny taona
[Taisaka]
[1.78] 6 raibe sy renibe ary ny ray aman-dreny [Sihanaka] [1.78] [olom-be] 7 olona tsy be teny loatra ary morainy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 d'un bon naturel, d'une nature facile, complaisant, calme, posé
[1.3] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|