Entrée Betsileo
Mots élémentaires be ; tsy ; leo
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [1.1]
Explications en anglais A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [1.2]
Explications en français Nom d'une population du centre sud de Ma [...] [texte complet dans 1.5]
Exemples 
1Andriamanalinarivo nanjaka tany Betsileo. [2.113]
2Tany Betsileo avaratra koa, hono, nisy azy. [2.69]
Vocabulaire 
Titres Essai de Dictionnaire Betsileo-Merina-Français
Fomba Betsileo (Rainihifina Jessé)
Monographie des Betsileo
Tantara Betsileo (Rainihifina Jessé)
Tableaux et planches Mots du dialecte
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/12