Entrée baka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka, Tambahoaka, Tanala] Voninahitra [1.78]
  [Taisaka] Hasina [1.78]
  [Tanala] Haja [1.78]
 Voninahitra [1.1, 1.62]
 Boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62]
Explications en anglais Honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [1.2]
Explications en français Honneur, réputation [1.3]
  [Taisaka] Honneur [1.82]
Exemples Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [1.1]
Mots composés 

Entrée baka
Partie du discours nom
Explications en malgache Voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62]

Entrée baraka
Partie du discours nom
Explications en malgache Elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13]
Explications en français Hymen [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes sarom-pivaviana
Mots composés 

Entrée baraka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka, Sihanaka] Henatra [1.78]
Dérivés 

Entrée baraka
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Hatramin' [1.78]

Entrée Baraka
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Baraka [2.996]
 Barak [2.996]
Explications en français Baraq [2.996]
Exemples Ary nantsoin'i Baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [2.996]
Vocabulaire 
Citations bibliques 
Articles 

Entrée Barakà
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Berachah [2.996]
Explications en français Beraka [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Beraka
Citations bibliques 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/24