|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankalamanjana |
| Fototeny | 2 halamanjana |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[an-kalamanjana]
4 Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny valim-panadinana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 in the open air, outdoors
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 en plein air
[1.8] |
| Ohatra |
7 Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro.
[2.270#]
8 indraindray ihany koa manaraka andro etsy sy eroa, eny amoron-kady sy ankalamanjana eny. [2.470#] |
| Kamban-teny rehetra | 9 toeram-piasana ankalamanjana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|