| Entrée | 1 afovoany | 
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en anglais | 3   In the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [1.2] 4 in the middle [1.7] | 
| Explications en français | 5   au milieu, au centre [1.3, 1.8] 6 milieu afovoany atsimo: centre-sud [1.13] | 
| Exemples | 7   Nisy lalambe namakivaky teo afovoany.
[2.356] 8 Teo afovoany kosa nisy mpanjaka iray tsy nanaiky. [2.113] 9 Ary eo afovoany ny Rova izay nisy ny Lapan'i Manjakazafy. [2.508] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 16 Espace | 
| Synonymes | 17 ampovoany | 
| Analogues | 18 anivo | 
| Anagrammes | 19 afovoany, 20 voafoina | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |