Index

Proverbes : tapikandrina

Proverbe 1Hianao izao tsy mba ny tava mihodivitra fa ny handrina manatrika. [2.558 #1320]
Hianao izao tsy mba ny tava mihodivitra, fa ny tapi-kandrina manatrika. [2.653 #1059]
Tsy mba ny tava mihodivitra, fa ny tampin-kandrina manatrika. [2.558 #4560]
Tsy mba ny tava mihodivitra, fa ny tampon-kandrina manatrika. [2.415 #5054]
Tsy mba ny tava mihodivitra (izahay), fa ny tapikandrina manatrika. [2.653 #3396]
Traduction françaiseCe n' est pas le visage qui fait un détour, mais le haut du front qui regarde en face. [2.415 #5054]
Interprétation françaiseSe disait des hommes francs et sans feintes. [2.415 #5054]

Index