Index

Proverbes : Ramahafohiliaka

Proverbe Hoatry ny fanambadian-dRamahafohiliaka : ny lahy moramorainy, ny vavy tsy sarotiny. [Veyrières 1913 #1195]
Traduction française C' est comme le mariage de Ramahafohiliaka : l' homme est bonasse et la femme de caractère facile. [Veyrières 1913 #1195]
Interprétation française Ce proverbe se disait des ménages trop bonasses comme celui de Ramahafohiliaka, d' après la légende. [Veyrières 1913 #1195]

Proverbe Nojeren-davitra naharenoka, fa nony nihaona : ny iray rombina, ny iray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [Rinara 1974 #2809]
Raha nojeren-davitra toa soa; kanjo nony nakekena: ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [Houlder 1895]

Index