Index

Proverbes : lelika

Proverbe Tsy ny farihy lelik’ antsanga, fa ny farihy maty mamba : ny zanany no mpandimby an-drainy. [Rinara 1974 #4768]
Tsy ny farihy lelik’ antsanga, fa ny farihy maty mamba : ny zanany no mpandimby ny rainy. [Cousins 1871 #3563]

Proverbe Vary lelik’ antsanga: voaterisetra havozona, ka tsy misy hiolanolanana. [Cousins 1871 #3619]
Vary lelik’ antsanga : voatery setra havozona, ka tsy misy hiolonolonana. [Rinara 1974 #4876]

Index