Chapitres et versets citant Maona

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.55 Maon, Carmel, and Ziph, and Juttah, Maona sy Karmela sy Zifa sy Jota Maona, Karmela, Zifa, Jotà, Maôn, Karmel, Ziph, Yutta,

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 23.24 And they arose, and went to Ziph before Saul: but David and his men were in the wilderness of Maon, in the plain on the south of Jeshimon. Dia niainga nankany Zifa ireo hialoha an' i Saoly; fa Davida sy ny olony dia tany amin' ny efitr' i Maona, tamin' ny tani-hay atsimon' ny efitra. Koa dia niainga ireo nankany Zifa hialoha an' i Saola. Fa Davida sy ny olony izany efa nankany amin' ny efitr' i Maona, amin' ny tany lemaka, atsimon' ny tany lava volo. Se mettant en route, ils partirent pour Ziph, en avant de Saül. David et ses hommes étaient au désert de Maôn, dans la plaine au sud de la steppe.
1Sm / 1Sam 23.25 Saul also and his men went to seek him. And they told David; wherefore he came down into a rock, and abode in the wilderness of Maon. And when Saul heard that, he pursued after David in the wilderness of Maon. Ary nandeha Saoly sy ny mpanompony hitady azy. Ary nolazaina tamin' i Davida izany, ka dia nidina tany amin' ny harambato izy ka nitoetra tany an-efitr' i Maona. Ary nony ren' i Saoly izany, dia nanenjika an' i Davida tany an-efitr' i Maona izy. Ary niainga Saola sy ny olony hikaroka. Nony nandre izany Davida dia nidina tao amin' ny haram-bato, ka nitoetra teo an' efitr' i Maona Davida. Saül et ses hommes partirent à sa recherche. On l' annonça à David et celui-ci descendit à la gorge qui se trouve dans le désert de Maôn. Saül l' apprit et il poursuivit David dans le désert de Maôn.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.45 And the son of Shammai was Maon: and Maon was the father of Bethzur. ary ny zanakalahin' i Samay dia Maona, ary Maona no razamben' ny any Beti-zora; Zanakalahin' i Samaia: Maona, ary Maona no rain' i Betsora. Le fils de Shammaï fut Maôn et Maôn fut le père de Bet-Çur.