Entrée Saoly
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache zanak' i Kisy benjamita izy, ary mpanjaka voalohany tamin' ny Israely. [Randzavola: Baiboly page 878]
Traduction anglaise Saul [Baiboly]
Traduction française Saül [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Saola
Citations 

Entrée Saoly
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache  Paoly, avy any Tarsosy [Randzavola: Baiboly page 880]
Traduction anglaise Paul [Baiboly]
Traduction française Paul [Baiboly]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée Saoly
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache mpanjakan' i Edoma [Randzavola: Baiboly page 880]
Traduction anglaise Saul [Baiboly]
Traduction française Shaül [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Saola
Citations 

Entrée Saoly
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache zanakalahin' i Simeona. Ny foko izay mitondra ny anarany dia taranaky ny Israely sy ny Kananita. Izany no ilazana an' i Saoly ho zanakalahin' ny vehivavy kananita ao amin' ny Gen. sy Eks. Ary ao amin' ny Nom. kosa dia miseho ny anararapoko hoe Saolita [Randzavola: Baiboly page 880]
Traduction anglaise Shaul [Baiboly]
Traduction française Shaül [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Saola
Citations 

Entrée Saoly
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache isan' ny razan' i Samoela. [Randzavola: Baiboly page 880]
Traduction anglaise Saul [Baiboly]
Traduction française Shaûl [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Saola
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31